# Ary Eto dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara izany teny izany. Manomboka fizarana vaovao ny mpanoratra eto. # Zebaha sy Zalamona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:4 ireo anarana ireo. # Karkora Anaran-tanĂ na izany. # lehilahy dimy arivo sy iray alina "lehilahy 15.000'' # lavo Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana ny olona maty an'ady. DH: "voavono" na "maty an'ady'' # lehilahy ... izay voaofana hiady amin'ny sabatra Ireo miaramila no tiana lazaina amin'izany. DH: "miaramila" # amin'ny sabatra Eto ny hoe "sabatra" dia ireo sabatra sy fitaovam-piadiana hafa nampiasain'ny miaramila tamin'ny ady.