plt_tn/jdg/08/08.md

20 lines
725 B
Markdown

# Niakatra avy teo izy
Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Gideona. Ireo miaramila nanaraka azy no tiana lazaina amin'izany. DH: "Niala teo izy ireo"
# Penoela
Anarana tanàna izany.
# ary niteny tahaka izany tamin'ny olona tao ihany koa
Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "ary nangataka sakafo tahaka izany tao ihany koa" na "ary nangataka sakafo tamin'izy ireo ihany koa izy"
# Rehefa tafaverina am-pilaminana indray aho
Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana fa ho resy ireo fahavalony. DH: "Rehefa resiko tanteraka ny tafika Midiana"
# harodako ity tilikambo ity
Eto ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia manondro an'i Gideona sy ireo lehilahiny. DH: "Handrodana ity tikambo ity izaho sy ireo miaramilako"