# Niakatra avy teo izy Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Gideona. Ireo miaramila nanaraka azy no tiana lazaina amin'izany. DH: "Niala teo izy ireo" # Penoela Anarana tanĂ na izany. # ary niteny tahaka izany tamin'ny olona tao ihany koa Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "ary nangataka sakafo tahaka izany tao ihany koa" na "ary nangataka sakafo tamin'izy ireo ihany koa izy" # Rehefa tafaverina am-pilaminana indray aho Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana fa ho resy ireo fahavalony. DH: "Rehefa resiko tanteraka ny tafika Midiana" # harodako ity tilikambo ity Eto ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia manondro an'i Gideona sy ireo lehilahiny. DH: "Handrodana ity tikambo ity izaho sy ireo miaramilako"