plt_tn/jdg/08/08.md

725 B

Niakatra avy teo izy

Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Gideona. Ireo miaramila nanaraka azy no tiana lazaina amin'izany. DH: "Niala teo izy ireo"

Penoela

Anarana tanàna izany.

ary niteny tahaka izany tamin'ny olona tao ihany koa

Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "ary nangataka sakafo tahaka izany tao ihany koa" na "ary nangataka sakafo tamin'izy ireo ihany koa izy"

Rehefa tafaverina am-pilaminana indray aho

Izany dia fomba fiteny mihaja ilazana fa ho resy ireo fahavalony. DH: "Rehefa resiko tanteraka ny tafika Midiana"

harodako ity tilikambo ity

Eto ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia manondro an'i Gideona sy ireo lehilahiny. DH: "Handrodana ity tikambo ity izaho sy ireo miaramilako"