plt_tn/jdg/08/06.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Moa ve eo am-pelatananao ny tanan'i Zebaha sy Zalmona ankehitriny?
Nametraka fanontaniana ireo mpitarika mba hanamafisana fa tsy mbola voasambotry ireo Israelita i Zebaha sy Zalamona. DH: "Mbola tsy voasambotrareo i Zebaha sy Zalamona."
# Moa ve ... ny tanan'i Zebaha sy Zalmona
Eto ny hoe "tanana" dia entina ilazana ny vatana manontolo.
# eo am-pelatananao ... ankehitriny
Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fahefana na fifehezana.
# Nahoana no tokony hanome mofo ho an' ireo miaramilanao izahay?
Nametraka fanontaniana ireo mpitarika mba hanamafisana fa tsy misy antony tokony hanomezana mofo ho an'ny Israelita. DH: "Tsy hitanay ny antony tokony hanomezana mofo ny miaramilanao."
# ho triariko amin'ny tsilo avy any an'efitra sy raketa ny hoditrareo
Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "Hanamboatra karavasy amin'ny tsilo sy raketa avy any an'efitra aho ary hampiasaiko hivelesako sy hanapahako anareo izany"
# tsilo sy raketa
Zavatra matsokotsoko amin'ny hazom-boaloboka na rantsana maranitra afaka manapaka olona na biby.