plt_tn/jdg/08/06.md

1.0 KiB

Moa ve eo am-pelatananao ny tanan'i Zebaha sy Zalmona ankehitriny?

Nametraka fanontaniana ireo mpitarika mba hanamafisana fa tsy mbola voasambotry ireo Israelita i Zebaha sy Zalamona. DH: "Mbola tsy voasambotrareo i Zebaha sy Zalamona."

Moa ve ... ny tanan'i Zebaha sy Zalmona

Eto ny hoe "tanana" dia entina ilazana ny vatana manontolo.

eo am-pelatananao ... ankehitriny

Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fahefana na fifehezana.

Nahoana no tokony hanome mofo ho an' ireo miaramilanao izahay?

Nametraka fanontaniana ireo mpitarika mba hanamafisana fa tsy misy antony tokony hanomezana mofo ho an'ny Israelita. DH: "Tsy hitanay ny antony tokony hanomezana mofo ny miaramilanao."

ho triariko amin'ny tsilo avy any an'efitra sy raketa ny hoditrareo

Azo adika mazava kokoa ny dika fenon'izany andian-teny izany. DH: "Hanamboatra karavasy amin'ny tsilo sy raketa avy any an'efitra aho ary hampiasaiko hivelesako sy hanapahako anareo izany"

tsilo sy raketa

Zavatra matsokotsoko amin'ny hazom-boaloboka na rantsana maranitra afaka manapaka olona na biby.