plt_tn/jdg/07/13.md

463 B

Tsinontsinona izany mihoatra ny sabatr'i Gideona

Eto ny hoe "sabatr'i Gideona" dia ilazana ny tafik'i Gideona izay manafika. DH: "Ny mofo vita amin'ny vary hordea ao amin'ny nofinao dia ny tafik'i Gideona"

Efa nanome azy fandresena teo amin'ireo Midiana ... Andriamanitra.

Noresahina toy ny hoe efa lasa izany zavatra vao hitranga izany. Eto dia asongadina fa tena hitranga izany. DH: "Hanampy ny Israelita mba handresy ireo Midianita tokoa Andriamanitra"