plt_tn/jdg/07/13.md

8 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsinontsinona izany mihoatra ny sabatr'i Gideona
Eto ny hoe "sabatr'i Gideona" dia ilazana ny tafik'i Gideona izay manafika. DH: "Ny mofo vita amin'ny vary hordea ao amin'ny nofinao dia ny tafik'i Gideona"
# Efa nanome azy fandresena teo amin'ireo Midiana ... Andriamanitra.
Noresahina toy ny hoe efa lasa izany zavatra vao hitranga izany. Eto dia asongadina fa tena hitranga izany. DH: "Hanampy ny Israelita mba handresy ireo Midianita tokoa Andriamanitra"