# Tsinontsinona izany mihoatra ny sabatr'i Gideona Eto ny hoe "sabatr'i Gideona" dia ilazana ny tafik'i Gideona izay manafika. DH: "Ny mofo vita amin'ny vary hordea ao amin'ny nofinao dia ny tafik'i Gideona" # Efa nanome azy fandresena teo amin'ireo Midiana ... Andriamanitra. Noresahina toy ny hoe efa lasa izany zavatra vao hitranga izany. Eto dia asongadina fa tena hitranga izany. DH: "Hanampy ny Israelita mba handresy ireo Midianita tokoa Andriamanitra"