plt_tn/jdg/07/02.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown

# amiko ... mba hanomezako fandresena ho anao eo amin'ireo Midianita
Ny hoe "fandresena" dia anarana. D.H: "amiko ... mba hamelako anao handresy ireo Medianita"
# Ny herinay no namonjy anay
Eto ny hoe "heri-" dia ilazana ireo vahoaka. DH: "Namonjy ny tenanay tsy nisy ny fanampian'i Yaveh izahay"
# ankehitriny
Ny dikan'izany akory tsy hoe "amin'izao fotoana izao,'' fa kosa mba hanomezan-danja izay ho lazaina manaraka.
# ambarao eo an-tsofin'ny vahoaka
Eto ny hoe ''-sofin(a)-" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "ambarao amin'ny vahoaka"
# Na iza na iza matahotra, na iza na iza mangovitra
Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo.
# mangovitra
Izany dia ilazana ny tahotra izay mahatonga ny olona iray hiovitrovitra. DH: "nihovitrovitry ny tahotra"
# aoka izy hiverina
Azo atao mazava ihany koa ny toerana handehanany. DH: "aoka izy hiverina any an-tranony"
# Tendrombohitra Gileada
Anarana tendrombohitra any amin'ny faritr'i Gileada izany.
# roa arivo sy roa alina
"22.000"
# iray alina kosa nijanona
Mitovy ihany ny hevitry ny teny hoe "olona" sy "lehilahy." DH: "olona 10.000 kosa nijanona" na "lehilahy 10.000 kosa nijanona"
# iray alina
"10.000"