plt_tn/jdg/07/02.md

1.2 KiB

amiko ... mba hanomezako fandresena ho anao eo amin'ireo Midianita

Ny hoe "fandresena" dia anarana. D.H: "amiko ... mba hamelako anao handresy ireo Medianita"

Ny herinay no namonjy anay

Eto ny hoe "heri-" dia ilazana ireo vahoaka. DH: "Namonjy ny tenanay tsy nisy ny fanampian'i Yaveh izahay"

ankehitriny

Ny dikan'izany akory tsy hoe "amin'izao fotoana izao,'' fa kosa mba hanomezan-danja izay ho lazaina manaraka.

ambarao eo an-tsofin'ny vahoaka

Eto ny hoe ''-sofin(a)-" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "ambarao amin'ny vahoaka"

Na iza na iza matahotra, na iza na iza mangovitra

Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo.

mangovitra

Izany dia ilazana ny tahotra izay mahatonga ny olona iray hiovitrovitra. DH: "nihovitrovitry ny tahotra"

aoka izy hiverina

Azo atao mazava ihany koa ny toerana handehanany. DH: "aoka izy hiverina any an-tranony"

Tendrombohitra Gileada

Anarana tendrombohitra any amin'ny faritr'i Gileada izany.

roa arivo sy roa alina

"22.000"

iray alina kosa nijanona

Mitovy ihany ny hevitry ny teny hoe "olona" sy "lehilahy." DH: "olona 10.000 kosa nijanona" na "lehilahy 10.000 kosa nijanona"

iray alina

"10.000"