plt_tn/jdg/06/34.md

595 B

tonga tamin'i Gideona

Izany dia fomba fiteny. D.H: "nifehy an'i Gideona"

fianakaviam-ben'i Abiezrita

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany vondron'olona izany.

mba hanarahan'izy ireo azy

Mazava eto fa "ady" no tiana ho resahina. DH: "mba hanarahan'izy ireo azy hiady"

ary izy ireo koa, dia voahantso mba hanaraka azy

Azo adika tahaka izao ihany koa izany DH: "nantsoina mba hanaraka azy izy ireo"

ho an'i Asera, Zebolona, ary Naftaly

Ireo rehetra ireo dia misolo tena ny vahoakan'ny foko tsirairay. DH: "ho an'i fokon'i Asera, Zebolona, ary Naftaly"