# tonga tamin'i Gideona Izany dia fomba fiteny. D.H: "nifehy an'i Gideona" # fianakaviam-ben'i Abiezrita Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany vondron'olona izany. # mba hanarahan'izy ireo azy Mazava eto fa "ady" no tiana ho resahina. DH: "mba hanarahan'izy ireo azy hiady" # ary izy ireo koa, dia voahantso mba hanaraka azy Azo adika tahaka izao ihany koa izany DH: "nantsoina mba hanaraka azy izy ireo" # ho an'i Asera, Zebolona, ary Naftaly Ireo rehetra ireo dia misolo tena ny vahoakan'ny foko tsirairay. DH: "ho an'i fokon'i Asera, Zebolona, ary Naftaly"