plt_tn/jdg/06/34.md

20 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tonga tamin'i Gideona
Izany dia fomba fiteny. D.H: "nifehy an'i Gideona"
# fianakaviam-ben'i Abiezrita
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 6:11 ny anaran'izany vondron'olona izany.
# mba hanarahan'izy ireo azy
Mazava eto fa "ady" no tiana ho resahina. DH: "mba hanarahan'izy ireo azy hiady"
# ary izy ireo koa, dia voahantso mba hanaraka azy
Azo adika tahaka izao ihany koa izany DH: "nantsoina mba hanaraka azy izy ireo"
# ho an'i Asera, Zebolona, ary Naftaly
Ireo rehetra ireo dia misolo tena ny vahoakan'ny foko tsirairay. DH: "ho an'i fokon'i Asera, Zebolona, ary Naftaly"