plt_tn/jdg/06/31.md

20 lines
573 B
Markdown

# Hifona ny zava-misy ho an'i Bala ve ianareo?
Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.''
# Hifona ny zava-misy
"miaro" na "miala tsiny"
# Hamonjy azy ve ianareo?
Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.''
# Jerobala
Anarana hafa iantsoana an'i Gideona izany. Ny dikany dia hoe "Avelao i Bala hamonjy ny tenany."
# satria hoy izy hoe
"satria hoy i Joasa hoe''