# Hifona ny zava-misy ho an'i Bala ve ianareo? Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.'' # Hifona ny zava-misy "miaro" na "miala tsiny" # Hamonjy azy ve ianareo? Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.'' # Jerobala Anarana hafa iantsoana an'i Gideona izany. Ny dikany dia hoe "Avelao i Bala hamonjy ny tenany." # satria hoy izy hoe "satria hoy i Joasa hoe''