plt_tn/jdg/06/31.md

573 B

Hifona ny zava-misy ho an'i Bala ve ianareo?

Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.''

Hifona ny zava-misy

"miaro" na "miala tsiny"

Hamonjy azy ve ianareo?

Nametra-panontaniana i Josoa mba hanasongadinany fa ny olombelona dia tsy tokony hiaro andriamanitra. DH: "Tsy tokony hiaro an'i Bala ianareo.''

Jerobala

Anarana hafa iantsoana an'i Gideona izany. Ny dikany dia hoe "Avelao i Bala hamonjy ny tenany."

satria hoy izy hoe

"satria hoy i Joasa hoe''