plt_tn/jdg/06/07.md

398 B

niantso mafy an'i Yaveh

Fomba fiteny izany. DH: "niantso vonjy tamin'i Yaveh''

Noho i Midiana

Eto ny hoe "Midiana" dia ireo vahoakan'i Midiana. DH: "noho ireo Midianita"

Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho

"Nitarika anareo nivoaka an'i Egypta Aho"

trano fanandevozana

Manao an'i Egypta ho tahaka ny trano fihazonana andevo i Mosesy. DH: "Ny toerana izay naha andevo anareo"