plt_tn/jdg/06/07.md

16 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niantso mafy an'i Yaveh
Fomba fiteny izany. DH: "niantso vonjy tamin'i Yaveh''
# Noho i Midiana
Eto ny hoe "Midiana" dia ireo vahoakan'i Midiana. DH: "noho ireo Midianita"
# Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho
"Nitarika anareo nivoaka an'i Egypta Aho"
# trano fanandevozana
Manao an'i Egypta ho tahaka ny trano fihazonana andevo i Mosesy. DH: "Ny toerana izay naha andevo anareo"