# niantso mafy an'i Yaveh Fomba fiteny izany. DH: "niantso vonjy tamin'i Yaveh'' # Noho i Midiana Eto ny hoe "Midiana" dia ireo vahoakan'i Midiana. DH: "noho ireo Midianita" # Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho "Nitarika anareo nivoaka an'i Egypta Aho" # trano fanandevozana Manao an'i Egypta ho tahaka ny trano fihazonana andevo i Mosesy. DH: "Ny toerana izay naha andevo anareo"