plt_tn/jdg/05/31.md

12 lines
356 B
Markdown

# toy ny masoandro rehefa miposaka amin'ny heriny
Te ho tahaka masoandro miposaka ny vahoakan'Israely satria tsy misy tafika firenena ahavita anakana ny fiposahan'ny masoandro.
# nandry ... ny tany
Eto ny hoe "ny tany" dia ireo vahoakan'Israely. DH: "ary niaina tam-pilamina ny vahoakan'Israely"
# nandritra ny efapolo taona
''nandritra ny 40 taona''