# toy ny masoandro rehefa miposaka amin'ny heriny Te ho tahaka masoandro miposaka ny vahoakan'Israely satria tsy misy tafika firenena ahavita anakana ny fiposahan'ny masoandro. # nandry ... ny tany Eto ny hoe "ny tany" dia ireo vahoakan'Israely. DH: "ary niaina tam-pilamina ny vahoakan'Israely" # nandritra ny efapolo taona ''nandritra ny 40 taona''