plt_tn/jdg/05/31.md

356 B

toy ny masoandro rehefa miposaka amin'ny heriny

Te ho tahaka masoandro miposaka ny vahoakan'Israely satria tsy misy tafika firenena ahavita anakana ny fiposahan'ny masoandro.

nandry ... ny tany

Eto ny hoe "ny tany" dia ireo vahoakan'Israely. DH: "ary niaina tam-pilamina ny vahoakan'Israely"

nandritra ny efapolo taona

''nandritra ny 40 taona''