plt_tn/jdg/05/26.md

28 lines
836 B
Markdown

# Napetrany teo amin'ny tsatokan-day ny tanany
"Namikitra tamin'ny tsatokan-day ny tanany havia"
# tsatokan-day
Izany dia zavatra matsokotsoko vita amin'ny hazo na vy, tahaka ny fantsika, izay atsatoka amin'ny tany mba hihazona ny zoron'ny lay. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21.
# ary ny tanany havanana tamin'ny tantanan'ny mpiasa
Azo adika tahaka tahak izao ihany ko. DH: "ary namikitra tamin'ny tantanana ny tanany havanana"
# tantanana
fitaovana mavesatra vita amin'ny hazo hanatsatohana ny tsatokan-day amin'ny tany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21
# Sisera
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.
# nitsirara
tsy misy hery na tsy afa-mihetsika
# namonoana azy tamin-kerisetra
Azo adika amin'ny endriny hafa ihany koa izany. DH: "novonoiny izy" na "maty izy"