plt_tn/jdg/05/26.md

836 B

Napetrany teo amin'ny tsatokan-day ny tanany

"Namikitra tamin'ny tsatokan-day ny tanany havia"

tsatokan-day

Izany dia zavatra matsokotsoko vita amin'ny hazo na vy, tahaka ny fantsika, izay atsatoka amin'ny tany mba hihazona ny zoron'ny lay. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21.

ary ny tanany havanana tamin'ny tantanan'ny mpiasa

Azo adika tahaka tahak izao ihany ko. DH: "ary namikitra tamin'ny tantanana ny tanany havanana"

tantanana

fitaovana mavesatra vita amin'ny hazo hanatsatohana ny tsatokan-day amin'ny tany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21

Sisera

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany.

nitsirara

tsy misy hery na tsy afa-mihetsika

namonoana azy tamin-kerisetra

Azo adika amin'ny endriny hafa ihany koa izany. DH: "novonoiny izy" na "maty izy"