# Napetrany teo amin'ny tsatokan-day ny tanany "Namikitra tamin'ny tsatokan-day ny tanany havia" # tsatokan-day Izany dia zavatra matsokotsoko vita amin'ny hazo na vy, tahaka ny fantsika, izay atsatoka amin'ny tany mba hihazona ny zoron'ny lay. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21. # ary ny tanany havanana tamin'ny tantanan'ny mpiasa Azo adika tahaka tahak izao ihany ko. DH: "ary namikitra tamin'ny tantanana ny tanany havanana" # tantanana fitaovana mavesatra vita amin'ny hazo hanatsatohana ny tsatokan-day amin'ny tany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 4:21 # Sisera Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:1 izany anarana izany. # nitsirara tsy misy hery na tsy afa-mihetsika # namonoana azy tamin-kerisetra Azo adika amin'ny endriny hafa ihany koa izany. DH: "novonoiny izy" na "maty izy"