plt_tn/jdg/05/21.md

813 B

Nifaoka azy ireo ny Renirano Kisona

Nohon'ny ora-mikija dia tondraka vetivety ny renirano ary nampiraikitra ireo kalesy tamin'ny fotaka ka nandifitra miaramila maro. DH: "Nandifotra sy nifaoka ireo miaramilan'i Sisera ny Renirano Kisona"

Kisona

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany.

Mandrosoa hatrany ry fanahiko, matanjaha

Eto ny hoe "fanahy" dia entina ilazana ny olona manontolo. Ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia misolo tena an'i Debora. DH: "Niteny tamin'ny tenako aho handroso sy hatanjaka"

Ary dia nikatrokatroka ny kitron'ny soavaly—mihazakazaka, dia ny fihazakazak'ireo maheriny

Manoritsoritra ny feon'ny soavaly mandositra ny ady. DH: "Ary reko ny feon'ny soavaly mandositra. Nandositra ny soavaly maherin'i Sisera"

mihazakazaka

mandeha mafy dia mafy