# Nifaoka azy ireo ny Renirano Kisona Nohon'ny ora-mikija dia tondraka vetivety ny renirano ary nampiraikitra ireo kalesy tamin'ny fotaka ka nandifitra miaramila maro. DH: "Nandifotra sy nifaoka ireo miaramilan'i Sisera ny Renirano Kisona" # Kisona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany. # Mandrosoa hatrany ry fanahiko, matanjaha Eto ny hoe "fanahy" dia entina ilazana ny olona manontolo. Ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia misolo tena an'i Debora. DH: "Niteny tamin'ny tenako aho handroso sy hatanjaka" # Ary dia nikatrokatroka ny kitron'ny soavaly—mihazakazaka, dia ny fihazakazak'ireo maheriny Manoritsoritra ny feon'ny soavaly mandositra ny ady. DH: "Ary reko ny feon'ny soavaly mandositra. Nandositra ny soavaly maherin'i Sisera" # mihazakazaka mandeha mafy dia mafy