plt_tn/jdg/05/21.md

20 lines
813 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nifaoka azy ireo ny Renirano Kisona
Nohon'ny ora-mikija dia tondraka vetivety ny renirano ary nampiraikitra ireo kalesy tamin'ny fotaka ka nandifitra miaramila maro. DH: "Nandifotra sy nifaoka ireo miaramilan'i Sisera ny Renirano Kisona"
# Kisona
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 4:6 izany anarana izany.
# Mandrosoa hatrany ry fanahiko, matanjaha
Eto ny hoe "fanahy" dia entina ilazana ny olona manontolo. Ny mpisolo tena tampisaka "ko" dia misolo tena an'i Debora. DH: "Niteny tamin'ny tenako aho handroso sy hatanjaka"
# Ary dia nikatrokatroka ny kitron'ny soavaly—mihazakazaka, dia ny fihazakazak'ireo maheriny
Manoritsoritra ny feon'ny soavaly mandositra ny ady. DH: "Ary reko ny feon'ny soavaly mandositra. Nandositra ny soavaly maherin'i Sisera"
# mihazakazaka
mandeha mafy dia mafy