plt_tn/isa/53/03.md

20 lines
565 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)
# Natao tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy
DH: "Noheverin'ny olona ho tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy"
# olon'ny alahelo
"olona mahalala ireo karazan'alahelo rehetra"
# izay hanafenan'ny olona ny tavany
Ny "tava" dia manambara ny fisainan'ny olona na ny finamanana. Ny fanafenana ny tavan'olona dia midika hoe miala amin'ilay olona. DH: "izay nihodinan'ny olona"
# natao tsinontsinona Izy
DH: "nihevitra Azy ho tsy mendrika izy ireo"