plt_tn/isa/53/03.md

565 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1)

Natao tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy

DH: "Noheverin'ny olona ho tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy"

olon'ny alahelo

"olona mahalala ireo karazan'alahelo rehetra"

izay hanafenan'ny olona ny tavany

Ny "tava" dia manambara ny fisainan'ny olona na ny finamanana. Ny fanafenana ny tavan'olona dia midika hoe miala amin'ilay olona. DH: "izay nihodinan'ny olona"

natao tsinontsinona Izy

DH: "nihevitra Azy ho tsy mendrika izy ireo"