# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1) # Natao tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy DH: "Noheverin'ny olona ho tsinontsinona ary nolavin'ny olona Izy" # olon'ny alahelo "olona mahalala ireo karazan'alahelo rehetra" # izay hanafenan'ny olona ny tavany Ny "tava" dia manambara ny fisainan'ny olona na ny finamanana. Ny fanafenana ny tavan'olona dia midika hoe miala amin'ilay olona. DH: "izay nihodinan'ny olona" # natao tsinontsinona Izy DH: "nihevitra Azy ho tsy mendrika izy ireo"