plt_tn/isa/47/10.md

20 lines
759 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.
# ianareo manao anakam-po hoe
Eto ny teny hoe "fo" dia manondro ny ao anatin'ny olona. DH: "hoy ianareo amin'ny tenanareo hoe"
# Handresy anareo ny loza
Ny loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mahazo an'i Babylona izany. DH: "Hiaina loza ianareo"
# Hianjera aminareo ny fahapotehana
Babylona rava dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zavatra izay mianjera amin'ny tanàna ny fahapotehana. DH: "Hiaina faharavana ianareo" na "Handrava anareo ny hafa"
# Hamely tampoka anareo ny loza
Babylona miaina loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mamely an'i Babylona ny loza. DH: "Hiaina loza ianareo"