# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh. # ianareo manao anakam-po hoe Eto ny teny hoe "fo" dia manondro ny ao anatin'ny olona. DH: "hoy ianareo amin'ny tenanareo hoe" # Handresy anareo ny loza Ny loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mahazo an'i Babylona izany. DH: "Hiaina loza ianareo" # Hianjera aminareo ny fahapotehana Babylona rava dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zavatra izay mianjera amin'ny tanĂ na ny fahapotehana. DH: "Hiaina faharavana ianareo" na "Handrava anareo ny hafa" # Hamely tampoka anareo ny loza Babylona miaina loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mamely an'i Babylona ny loza. DH: "Hiaina loza ianareo"