plt_tn/isa/47/10.md

759 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.

ianareo manao anakam-po hoe

Eto ny teny hoe "fo" dia manondro ny ao anatin'ny olona. DH: "hoy ianareo amin'ny tenanareo hoe"

Handresy anareo ny loza

Ny loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mahazo an'i Babylona izany. DH: "Hiaina loza ianareo"

Hianjera aminareo ny fahapotehana

Babylona rava dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zavatra izay mianjera amin'ny tanàna ny fahapotehana. DH: "Hiaina faharavana ianareo" na "Handrava anareo ny hafa"

Hamely tampoka anareo ny loza

Babylona miaina loza dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona izay mamely an'i Babylona ny loza. DH: "Hiaina loza ianareo"