plt_tn/isa/42/22.md

589 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Nefa ity dia vahoaka nangalarana sy voaroba

DH: "Nefa nangalatra sy nandroba izany vahoaka izany ny fahavalo"

nangalarana sy voaroba

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haratsin'ny nandroban'ny fahavalo azy ireo.

voafandrika tao anaty lavaka avokoa izy ireo, notanana ho babo tao am-ponja

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "namandrika azy rehetra tao anaty lavaka sy nitana azy ireo ho babo tao am-ponja ny fahavalo"