plt_tn/isa/42/22.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Nefa ity dia vahoaka nangalarana sy voaroba
DH: "Nefa nangalatra sy nandroba izany vahoaka izany ny fahavalo"
# nangalarana sy voaroba
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haratsin'ny nandroban'ny fahavalo azy ireo.
# voafandrika tao anaty lavaka avokoa izy ireo, notanana ho babo tao am-ponja
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "namandrika azy rehetra tao anaty lavaka sy nitana azy ireo ho babo tao am-ponja ny fahavalo"