# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Nefa ity dia vahoaka nangalarana sy voaroba DH: "Nefa nangalatra sy nandroba izany vahoaka izany ny fahavalo" # nangalarana sy voaroba Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haratsin'ny nandroban'ny fahavalo azy ireo. # voafandrika tao anaty lavaka avokoa izy ireo, notanana ho babo tao am-ponja Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "namandrika azy rehetra tao anaty lavaka sy nitana azy ireo ho babo tao am-ponja ny fahavalo"