plt_tn/isa/42/12.md

16 lines
591 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola miteny Yaveh.
# Aoka hanome voninahitra an'i Yaveh izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amoron'ny tany morontsiraka.
# Hivoaka tahaka ny mpiady i Yaveh; tahaka ny lehilahin'ady
Ampitahaina amin'ny mpiady izay vonona handresy ireo fahavalon'ny vahoakany Yaveh.
# hampisafotofotoany any ny zotom-pony
Eto ny hoe "zotom-po" dia manondro ny fitiavana izay iainan'ny mpiady rehefa andeha hiady izy. Ny famporisihan'i Yaveh ny zotom-pony dia resahina toy ny hoe nisarika izany tahaka ny fisariky ny rivotra ny onjan-drano Izy.