plt_tn/isa/42/12.md

591 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miteny Yaveh.

Aoka hanome voninahitra an'i Yaveh izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amoron'ny tany morontsiraka.

Hivoaka tahaka ny mpiady i Yaveh; tahaka ny lehilahin'ady

Ampitahaina amin'ny mpiady izay vonona handresy ireo fahavalon'ny vahoakany Yaveh.

hampisafotofotoany any ny zotom-pony

Eto ny hoe "zotom-po" dia manondro ny fitiavana izay iainan'ny mpiady rehefa andeha hiady izy. Ny famporisihan'i Yaveh ny zotom-pony dia resahina toy ny hoe nisarika izany tahaka ny fisariky ny rivotra ny onjan-drano Izy.