# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola miteny Yaveh. # Aoka hanome voninahitra an'i Yaveh izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amoron'ny tany morontsiraka. # Hivoaka tahaka ny mpiady i Yaveh; tahaka ny lehilahin'ady Ampitahaina amin'ny mpiady izay vonona handresy ireo fahavalon'ny vahoakany Yaveh. # hampisafotofotoany any ny zotom-pony Eto ny hoe "zotom-po" dia manondro ny fitiavana izay iainan'ny mpiady rehefa andeha hiady izy. Ny famporisihan'i Yaveh ny zotom-pony dia resahina toy ny hoe nisarika izany tahaka ny fisariky ny rivotra ny onjan-drano Izy.