plt_tn/isa/42/08.md

12 lines
273 B
Markdown

# na ny fiderana Ahy amin'ny sampy voasokitra
DH: "na hizara ny fiderana Ahy amin'ireo sampy voasokitra Aho"
# ny fiderana Ahy
Io dia manondro ny fiderana izay azon'i Yaveh avy amin'ny olona.
# hiteny anareo...Aho
Eto ny hoe "anareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.