# na ny fiderana Ahy amin'ny sampy voasokitra DH: "na hizara ny fiderana Ahy amin'ireo sampy voasokitra Aho" # ny fiderana Ahy Io dia manondro ny fiderana izay azon'i Yaveh avy amin'ny olona. # hiteny anareo...Aho Eto ny hoe "anareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.