plt_tn/isa/42/08.md

273 B

na ny fiderana Ahy amin'ny sampy voasokitra

DH: "na hizara ny fiderana Ahy amin'ireo sampy voasokitra Aho"

ny fiderana Ahy

Io dia manondro ny fiderana izay azon'i Yaveh avy amin'ny olona.

hiteny anareo...Aho

Eto ny hoe "anareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.