plt_tn/isa/05/22.md

313 B

izay manafaka ny ratsy fanahy amin'ny fanefana

Ity andalan-teny ity dia miresaka momba ny mpitsara simba toetra any amin'ny fitsarana.

izay manafaka ny ratsy fanahy

"manambara ny meloka ho tsy manan-tsiny"

tsy manome ny zony ho an'ny tsy manan-tsiny

"tsy mitondra ny olona tsy manan-tsiny ara-drariny"