# izay manafaka ny ratsy fanahy amin'ny fanefana Ity andalan-teny ity dia miresaka momba ny mpitsara simba toetra any amin'ny fitsarana. # izay manafaka ny ratsy fanahy "manambara ny meloka ho tsy manan-tsiny" # tsy manome ny zony ho an'ny tsy manan-tsiny "tsy mitondra ny olona tsy manan-tsiny ara-drariny"