plt_tn/isa/05/22.md

12 lines
313 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay manafaka ny ratsy fanahy amin'ny fanefana
Ity andalan-teny ity dia miresaka momba ny mpitsara simba toetra any amin'ny fitsarana.
# izay manafaka ny ratsy fanahy
"manambara ny meloka ho tsy manan-tsiny"
# tsy manome ny zony ho an'ny tsy manan-tsiny
"tsy mitondra ny olona tsy manan-tsiny ara-drariny"