plt_tn/isa/05/11.md

1.2 KiB

ireo izay mifoha vao mangiran-dratsy ... izay mijanona amin'ny alina

Ilazana ireo olona izay tsy manao na inona na inona mandritra ny tontolo andro afa-tsy ny misotro zava-pisotro misy alikaola io.

mandra-pandoron'ny divay azy ireo

Eto ny herin'ny divay hahamamo ny mpisotro izany dia resahina toy ny hoe mandoro azy ireo, izany hoe, mampirehitra azy ireo. DH: "mandra-pahamamon'ny divay azy ireo"

harpa, lokanga, ny , ny sodina, ary ny divay

Ireo dia zava-maneno ary ny divay dia misy hevitra ambadika fa ny olona mankafy ireo zavatra ireo dia manao fety be tokoa.

ampongatapaka

Zava-maneno misy lohany tahaka ny amponga izay azo velezina amin'ny tanana. Mety misy korotam-by manodidina ny sisiny izay maneno rehefa manontsakontsana izany ilay mpively. Ny ampongatapaka dia kely ampy ho tazonin'ny mpively azy sy hanontsakontsanany amin'ny tanana ilany.

nihevitra

"nihevitra tsara momba ny"

zava-bitan'ny tanany

Io dia azo averina amboarina mba ho azo ambara amin'ny endrika matoanteny "natao" na "namboarina" ny anarana hoe "zava-bita." DH: "izay nataony" na "izay namboariny"

zava-bitan'ny tanany

Eto ny "tanana" dia maneho ny olona izay nanao zavatra iray. DH: "izay nataon'i Yaveh"