plt_tn/hos/12/03.md

430 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'i jakoba razamben'ireo Israelita i Hosea mpaminany.

Tao an-kibo no nihazonan'i Jakoba ny rahalahiny tamin'ny vodi-tongony

Te hahazo ny toeran'ny rahalahiny amin'ny maha lahimatoa azy i Jakoba, koa dia nitady ny hanakana ny rahalahiny tsy ho teraka voalohany izy.

Niady tamin'ilay anjely izy ka naharesy

Niady tamin'ny anjely i Jakobe mba hitahian'ilay anjely azy.