plt_tn/hos/12/03.md

12 lines
430 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'i jakoba razamben'ireo Israelita i Hosea mpaminany.
# Tao an-kibo no nihazonan'i Jakoba ny rahalahiny tamin'ny vodi-tongony
Te hahazo ny toeran'ny rahalahiny amin'ny maha lahimatoa azy i Jakoba, koa dia nitady ny hanakana ny rahalahiny tsy ho teraka voalohany izy.
# Niady tamin'ilay anjely izy ka naharesy
Niady tamin'ny anjely i Jakobe mba hitahian'ilay anjely azy.